Faritra Analanjirofo

(tonga teto avy amin'ny Analanjirofo)
Faritra Analanjirofo
-
Fianarana no lova tsara
Firenena  Madagasikara
Faritany Toamasina
Renivohi-paritra Fenoarivo Atsinanana
Distrika 4
Lehiben'ny faritra Tsy fantatra
Fianarana no lova tsara
Velarantany 21 930 km2
Isam-ponina 860 800 [1] mpo.
Hakitroky ny mponina Hadisoam-pilazana: Soratra mari-piatoana "" tsy fantatra mpo/km2
Fianarana no lova tsara
Laharam-pehintany -----
Laharan-jarahasina -----

Ny faritra Analanjirofo dia faritra any atsinanana amin' i Madagasikara ao amin' ny faritanin' i Toamasina. Miazara sisintany amin' ny faritra Sava, Sofia, Alaotra-Mangoro ary Atsinanana. Voazara distrika enina izy: Fenoarivo Atsinanana (Fenerive Est), Mananara Avaratra, Maroantsetra, Sainte Marie (Nosy Boraha), Soanierana Ivongo ary Vavatenina. Ny renivohi-paritra dia i Fenoarivo Atsinanana (Fenerive Est), ny isa-mponina dia 860 000 tamin' ny 2004. Ny velarantanin' Analanjirofo dia 21 930 km2

Maroansetra

Tantara hanova

Vitsy ny zavatra fantatra momba ny olona niaina tao amin' ny faritra Analanjirofo. I Constantin, mpizaha tany pôrtogey no nahita ny nosy Sainte-Marie dia nanoratra: "Nanana raoka efatra misy tsindrona volafotsy ny olona. [...] tsy nanana afa-tsy akanjo vita rakinkazo. Mitondra zozoro misy ranomasina. Olona ngeza, matanjaka, toy ny olona rehetra miaina eo amin' io nosy io. Manana fara izareo, manafina ny vatany rehefa miondrika [...]".

Jeôgrafia hanova

Ahitana distrika enina io faritra io:

Jereo koa hanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara:

Rohy ivelany hanova

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Tsiahy hanova

  1. "Troisieme Recensement General de la Population et de L'Habitation (RGPH-3) Resultats Provisoires" (PDF). Institut National de la Statistique Madagascar. Archived from the original (PDF) on November 18, 2020. Retrieved May 23, 2020. {{cite web}}: More than one of |archivedate= and |archive-date= specified (help); More than one of |archiveurl= and |archive-url= specified (help)
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.