Faritra Vatovavy-Fitovinany

(tonga teto avy amin'ny Vatovavy-Fitovinany)

Vatovavy-Fitovinany dia faritra taloha tao atsimo-atsinanana amin' i Madagasikara, ao anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa. Taty aoriana dia nizara ho faritra roa izy, dia ny Faritra Vatovavy sy ny Faritra Fitovinany.

Ny faritra Vatovavy-Fitovinany (mena)

Fitantanana hanova

I Vatovavy-Fitovinany dia nizara distrika enina, izay mitsinjara ho kaominina 122.

Valan-javaboary hanova

Jereo koa hanova

Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron' i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy - Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.