Vondro-nosy Indôneziana

(tonga teto avy amin'ny Tambanosy Indôneziana)

Ny Tamba-nosin' i Indônezia na Vondro-nosin' i Indônezia, izay fantatra ihany koa amin' ny hoe Nosantara (Nusantara), dia manondro na ireo nosy mandrafitra ny firenena indôneziana na ireo vondrona ara-jeôgrafia misy ny nosy rehetra ao aminy. I Indônezia no fanjakana foronim-bndro-nosy lehibe indrindra eran-tany, manomboka any Somatra any Azia ka hatrany amin' ny faritra andrefana amin' i Ginea Vaovao any Ôseania. Amin' ny teny indôneziana dia atao hoe Kepulauan Indonesia io vondro-nosy io. I Indônezia dia misy nosy 17 000 any ho any ka ny 922 amin' ireo dia misy mponina maharitra.

Ny Vondro-nosin' i Indônezia

Ny nosy lehibe hanova

  • Iereo nosy Sonda (indôneziana: Kepulauan Sunda)
  • Ireo nosy Maluku (Môloka)
  • Ginea Vaovao: mizara eo amin' i Indônezia (ao amin' ny faritanin' i Papua Pegunungan, i Papua, Papua Selatan, i Papua Barat Daya, i Papua Tengah ary i Papua Barat) sy i Papoazia-Ginea-Vaovao (firenena mahaleo tena).

Jereo koa hanova