Fiteny antefasy
Ny fiteny antefasy dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina indrindra any amin' ny faritra misy ny Antefasy, ao Farafangana sy ny manodidina, eo anelanelan' i Manampatra sy Mananara Atsimo.
Izao ny isa sasany amin' io fiteny io: raiky (1), roy (2), telo (3), efatry (4), dimy (5), enina (6), fito (7), valo (8), sivy (9), folo (10), zato (100), arivo (1000).
Fampitahana ny fanonana merina sy ny fanononana antefasy:
Merina | Antefasy |
Aiza | Aia |
Any | Agny |
Eto | Etoa |
Hafaliana | Hafaliagny |
Inona | ino |
Ity | Itiky |
Iza | Ia |
Lakana | Lakagny |
Latabatra | Latabatry |
Manangana | Manangagny |
Manao | Magnano |
Manaraka | Magnaraky |
Mangatsiaka | Mangatsiaky |
Matahotra | Matahotry |
Miresaka | Miresaky |
Mitifitra | Mitifitry |
Mitomany | Mitomagny |
Mpivarotra | Mpivarotry |
Oviana | Ovia |
Raha | Laha/Raha |
Ranomasina | Ranomasy |
Ritra | Ritry |
Sotro | Sotroky |
Tery | Pitsa/Tery |
Tokoa | Tokoatry |
Trano | Tragno |
Tsena | Bazary |
Varavarana | Varavaragny |
Vilany | Vilagny |
Jereo koa
hanovaFiteny malagasy
- Fiteny malagasy
- Fitenim-paritra malagasy : fiteny antambahoaka, antandroy, antankarana, antanosy, antefasy, antemoro, antesaka, bara, betsileo, betsimisaraka avaratra, betsimisaraka atsimo, bezanozano, mahafaly, masikoro, merina, sakalava, sihanaka, tanala, tsimihety, vezo, zafisoro).
Vahoaka malagasy
- Malagasy (vahoaka)
- Foko eto Madagasikara: Antambahoaka - Antandroy - Antankarana - Antanosy - Antefasy - Antemoro - Antesaka - Bara - Beosy - Betsileo - Betsimisaraka - Bezanozano - Mahafaly - Makoa - Masikoro - Merina - Mikea - Sakalava - Sihanaka - Tanala - Tsimihety - Vezo - Zafimaniry - Zafisoro.
Fanovozan-kevitra
hanova- Tata, A. (1957). Lexique français-antaifasy - Cahier manuscrit d'une centaine de pages conservé dans les archives de l'IRSM (Tananarive, Tsimbazaza, Sciences Humaines).