Ny fiteny bezanozano dia iray amin' ireo endriky ny fiteny malagasy isam-paritra tetenina any amin' ny faritra misy ny Bezanozano: voafaritry ny tany onenan' ny foko Sihanaka ao avaratra, ny Betsimisaraka ao atsinanana, ary ny Merina ao andrefana. Anisan' ny fiteny malagasin' ny afovoan-tany ao amin' ny sokajin' ny fitenim-paritra malagasy tatsinanana izy.

Sarin-tany maneho ny faritra misy ireo fitenim-paritra eto Madagasikara

Jereo koa hanova

Fiteny malagasy

Vahoaka malagasy