Faritra Vatovavy-Fitovinany
Vatovavy-Fitovinany dia faritra ao atsimo-atsinanana amin' i Madagasikara, ao anatin' ny faritanin'i Fianarantsoa.
FitantananaHanova
I Vatovavy-Fitovinany dia mizara distrika enina, izay mitsinjara ho kaominina 122.
Valan-javaboaryHanova
- Ampahan' ny Valan-javaboarin'i Ranomafana
Jereo koaHanova
Faritany sy faritra eto Madagasikara: Faritanin' Antananarivo (Faritra Itasy - Analamanga - Bongolava - Vakinankaratra) - Faritanin' Antsiranana (Faritra Diana - Sava) - Faritanin' i Fianarantsoa (Faritra Atsimo-Atsinanana - Amoron'i Mania - Ihorombe - Matsiatra Ambony - Vatovavy-Fitovinany) - Faritanin' i Mahajanga (Faritra Boeny - Betsiboka - Melaky - Sofia) - Faritanin' i Toamasina (Faritra Alaotra-Mangoro - Analanjirofo - Atsinanana) - Faritanin' i Toliara (Faritra Atsimo-Andrefana - Anosy - Androy - Menabe)