Faritanin' Antananarivo

(tonga teto avy amin'ny Faritanin'i Antananarivo)

Ny Faritanin' Antananarivo dia faritany malagasy misy ny renivohitr' i Madagasikara. Ny velarantaniny dia 58 283 km2. Ny isa-mponiny dia misy 4 580 788 (tamin' ny Jolay 2001). Ny renivohiny dia Antananarivo, renivohitr' i Madagasikara koa. Ny Faritanin' Antananarivo irery no faritany tsy manana morontsiraka amin' ny faritanin' i Madagasikara. Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy nohajaina aza izany.

Faritanin' Antananarivo
Distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

Jeôgrafia

hanova
  1. Distrikan' Ambatolampy
  2. Distrikan' Ambohidratrimo
  3. Distrikan' Andramasina
  4. Distrikan' Anjozorobe
  5. Distrikan' Ankazobe
  6. Distrikan' Antananarivo-Atsimondrano
  7. Distrikan' Antananarivo-Avaradrano
  8. Distrikan' Antananarivo-Renivohitra
  9. Distrikan' Antanifotsy
  10. Distrikan' Antsirabe II
  1. Distrikan' Antsirabe I
  2. Distrikan' i Arivonimamo
  3. Distrikan' i Betafo
  4. Distrikan' i Faratsiho
  5. Distrikan' i Fenoarivobe
  6. Distrikan' i Manjakandriana
  7. Distrikan' i Miarinarivo
  8. Distrikan' i Soavinandriana
  9. Distrikan' i Tsiroanomandidy

Ny faritra sy ny distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

hanova
 
Faritra sy distrika ao amin' ny Faritanin' Antananarivo

Misy faritra efatra ny ao amin' ny Faritanin' Antananarivo: Faritra Itasy, Faritra Analamanga, Faritra Bongolava, Faritra Vakinankaratra, Faritra Itasy, Faritra Analamanga, Faritra Bongolava, Faritra Vakinankaratra.

Faritra Analamanga

hanova

Ireto avy ny distrika ao amin' ny Faritra Analamanga:

Faritra Bongolava

hanova

Roa ny isan' ny diatrika ao amin' ny Faritra Bonglava:

Faritra Itasy

hanova

Voazara ho distrika telo ny Faritra Itasy:

Faritra Vakinankaratra

hanova

Ny Faritra Vakinankaratra dia voazara ho distrika enina :

Jereo koa

hanova

Rohy ivelany

hanova

Lahatsoratra samihafa

Didy aman-dalàna

Loharano sy fanamarihana

hanova