Distrikan'Andramasina
Ny Distrikan'Andramasina dia distrika ao Madagasikara, ao amin'ny tapany atsinananan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Analamanga. Ahitana kaominina miisa 11 ny io distrika io sady mananana velarana 1 370 km2.
Kaominina ao amin'ny Distrikan'AndramasinaHanova
Abohimiadana · Alarobia Vatosola · Alatsinainy Bakaro · Andohariana ·Andramasina · Anosibe Trimoloharana · Fitsinjovana Bakaro · Mandrosoa ·Sabotsy Ambohitromby · Sabotsy Manjakavahoaka · Tankafatra
Jereo koaHanova
Ireo distrika ao amin'ny Faritra Analamanga