Distrikan' i Soavinandriana
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Soavinandriana)
Distrikan' i Soavinandriana | ||
Velarantany | 1 970 km2 | |
Isam-ponina | 250 095 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Antananarivo | |
Faritra | Faritra Itasy |
Ny Distrikan' i Soavinandriana dia distrika eto Madagasikara, ao amin' ny tapany atsinanan' ny Faritanin' Antananarivo, ao amin' ny Faritra Itasy. Lafin-javatra manan-danja amin' ny toekarena eo an-toerana ny paraky.
Eo amin’ ny lalam-pirenena faha-43 no misy azy, eo amin’ ny 40 km miala an’ Analavory ary 140 km miala an’ Antananarivo.
Renirano 17 sy riaka 20 no hita ao amin’ io distrika io, ahitana an' i Kelimahery, i Mangadona ary ny reniranon’ i Lily izay mandrafitra ny riandranon’ i Lily akaikin’ Ampefy ihany koa. Ankoatra izay dia manamorona ny farihin' Itasy any avaratra izy.
Kaominina
hanovaIreto ny kaominina ao amin' ny Distrikan' i Soavinandriana:
Jereo koa
hanovaNy distrika telo ao amin' ny Faritra Itasy:
Rohy ivelany
hanovaI Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Soavinandriana |