Distrikan'i Miarinarivo
18°57′31″S 46°54′20″E / 18.958730°S 46.905530°E
Distrikan'i Miarinarivo | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | ![]() | |
Faritany | Antananarivo | |
Faritra | Faritra Itasy |
Ny Distrikan'i Miarinarivo dia diastrika eto Madagasikara, ao amin'ny tapany atsinanan'ny Faritanin'Antananarivo, ao amin'ny Faritra Itasy.
Kaominina hanova
· Ambatomanjaka · Analavory · Andolofotsy · Anosibe Ifanja · Manazary · Mandiavato · Miarinarivo · Miarinarivo II · Sarobaratra Ifanja · Soamahamanina · Soavimbahoaka · Zoma Bealoka
Farihy hanova
Jereo koa hanova
Ireo distrika telo ao amin'ny Faritra Itasy:
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Miarinarivo |