Valan-javaboarim-pirenena Ankarafantsika

Ny Valan-javaboarim-pirenena Ankarafantsika dia valan-javaboary ao akaikin' Andranofasika ao amin' ny Faritra Boeny, eto Madagasikara. Ny tanàna akaiky indrindra dia i Mahajanga, 115 km any avaratry ilay valan-javaboary. Ankarafantsika manana toetany trôpikaly. Ny Sakalava no foko maro be monina sy miompy ao. Monina ao amin' ilay valan-javaboary ny totozy betongotra (Macrotarsomys ingens) izay tsy hita na aiza na aiza any amin' ny toeran-kafa.

Ny farihy Ravelobe any Ankarafantsika

Jereo koa

hanova

Valan-javaboary