Tanàna any Madagasikara

Ny tanàna eto Madagasikara resahina eto dia ireo tanàn-dehibe sy tanàna madinika eto Madagasikara izay matetika renivohi-paritany na renivohitry ny distrika.

Tanàna eto Madagasikara hanova

 
 v  d  e 

  Capitale nationale
  Capitale régionale
  Population > 100 000 hab.
  Population > 10 000 hab.
  Population < 10 000 hab.


Votoatiny: Top0–9 A B C D E F G H I J K L M N O P Q R S T U V W X Y Z

A hanova

B hanova

F hanova

Maroantsetra hanova

T hanova

Tabilaon' ny tanàna hanova

Ity tabilaon' ny tanàna eto Madagasikara ity dia ahitana ny isan' ny mponina (fanisam-bahoaka tamin' ny taona 1975 sy 1993 ary 2005), ny faritra ary ny faritany. Ireo dia voalahatra araka ny habetsahan' ny mponina ao tamin' ny taona 2005.

Sata Tanàna Isan' ny mponina Faritany
Taona 1975 Taona 1993 Taona 2005
1. Antananarivo 451.808 1.103.304 1.391.506 Antananarivo
2. Toamasina 77.395 137.782 206.390 Toamasina
3. Antsirabe 78.941 126.062 182.804 Antananarivo
4. Fianarantsoa 68.054 109.248 167.240 Fianarantsoa
5. Mahajanga 65.864 106.780 154.670 Mahajanga
6. Toliara 45.676 80.826 115.328 Tuléar
7. Antsiranana 40.443 59.040 82.944 Antsiranana
8. Antanifotsy k.A. 46.674 70.625 Antananarivo
9. Ambovombe k.A. 45.427 66.818 Tuléar
10. Amparafaravola k.A. 33.098 51.520 Toamasina
11. Tolanaro 19.605 30.690 45.141 Tuléar
12. Ambatondrazaka 18.044 27.711 43.134 Toamasina
13. Mananara Avaratra k.A. 26.474 41.209 Toamasina
14. Soavinandriana k.A. 26.734 40.453 Antananarivo
15. Mahanoro k.A. 25.620 39.879 Toamasina
16. Soanierana Ivongo k.A. 25.229 39.271 Toamasina
17. Faratsiho k.A. 24.824 37.563 Antananarivo
18. Nosy Varika k.A. 26.133 37.152 Fianarantsoa
19. Vavatenina k.A. 23.716 36.916 Toamasina
20. Morondava 19.061 25.021 36.803 Tuléar
21. Amboasary k.A. 24.531 36.082 Tuléar
22. Manakara 19.768 24.970 35.499 Fianarantsoa
23. Antalaha 17.541 23.949 34.112 Antsiranana
24. Ikongo k.A. 22.772 32.374 Fianarantsoa
25. Manjakandriana k.A. 21.042 31.840 Antananarivo
26. Sambava k.A. 22.131 31.522 Antsiranana
27. Fandriana k.A. 22.113 31.437 Fianarantsoa
28. Marovoay 20.253 20.910 31.253 Mahajanga
29. Betioky k.A. 21.145 31.102 Tuléar
30. Ambanja 12.258 21.498 30.621 Antsiranana
31. Ambositra 16.780 21.350 30.353 Fianarantsoa

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova