Fianarantsoa

tanàn-dehibe any amin'ny afovoantanin'i Madagasikara

21°27′10″S 47°05′08″E / 21.452670°S 47.085690°E / -21.452670; 47.085690

Fianarantsoa
Velarantany 86,05 km2
Isam-ponina 191 776 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Madagasikara
Fanjakana NC
Faritany Fianarantsoa
Tanàna mifanolo-bodirindrina NC

I Fianarantsoa dia tanàna any atsimon'i Madagasikara, renivohitry ny faritanin'i Fianarantsoa ary ny Faritra Matsiatra Ambony.

Tanàna noforonin' ny Merina tamin' ny taonjato faha-19 ho renivohitry ny tany nanjakan'ny Betsileo taloha i Fianarantsoa.

1 200 metatra ny haavon'ny toerana misy an'ilay tanàna ary efatra alina sy iray hetsy eo ny isam-ponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2001.

Finoana

hanova

Ankehitriny mpino kristianina ny ankamaroan'ny olona any Fianarantsoa. Tonga tao Fianarantsoa ny finoana kristianina katôlika tamin’ny taona 1871, tamin’ny fahatongavan’i Mompera Marc Finaz, pretra jezoita frantsay avy any Toulouse.

Fitaterana

hanova

Mandeha eo amin'ny lalamby Fianarantsoa Côte Est ("Fianarantsoa Amorontsiraka Atsinanana") micheline farany indrindra eto an-tany.

Oniversiteten

hanova

Jereo koa

hanova

Renivohi-paritany eto Madagasikara

Renivohi-paritra eto Madagasikara

 
 
 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.



Histoire

hanova

Tamin'ny taona 1831 no naorin'ny mpanjakavavy Ranavalona I ny tanana ka nataony renivohitry ny faritra Betsileo. Tany am-piandoana dia teo amin'ny vohitra Kianjasoa no nanorenana azy fa taty aoriana dia naorina teo amin'ny vohitra akaiky azy, Ivoegnana, ny tananan'i Fianarantsoa. Rafaralahindraininaly no governora nitondra voalohany tao Fianarantsoa ny taona 1831 ka hatramin'ny taona 1842.


Toa an'Antananarivo dia manana ny rovany ihany koa i Fianarantsoa ary manana farihiny ihany koa.