Tanjona (jeôgrafia)
Ny tanjona dia tany mandroso eny amin' ny velaran-drano ka mamorona tendro ho an' ny morontsiraka. Ny mifamadika amin' ny tanjona, izany hoe ny fandrosoan' ny rano (ranomasina matetika) any an-tanety, dia ny helodrano sy ny hoala ary ny tanan-dranomasina hafa. Matetika ny endrikyny tanjona sy an' ny helodrano dia mifandimby akaiky manaraka ny morontsiraka. Amin'ny teny indôneziana sy maleziana izany dia atao hoe tanjung.
Jereo koa
hanova- Ranomasira: Ranomasina - Hoala - Helodrano - Andilan-dranomasina
- Ranomandeha: Renirano - Ony - Sakelidrano - Loharano