Saikanosy

(tonga teto avy amin'ny Saikinosy)

Ny saikanosy na saikinosy dia tany saika hodidinin-dranomasina nefa misy tapany mampitambatra azy amin' ny tany lehibe, ka tsy mitovy amin' ny nosy izay voahodidina rano avokoa ny sisiny. Tsy mitovy habe ny saikanosy satria ao ireo ngeza ary ao ireo kelikely. Ny saikanosy madinika dia mitovitovy amin' ny nosy madinika.

Ny Saikanosy Italiana

Jereo koa hanova

Tany

Ranomasira

Ranovory

Ranomandeha