Antilia
Ny Antilia dia tangoro-nosy ao amin' ny Ranomasina Karaiba (ahitana ireo Antilia Lehibe sy ireo Antilia Kely) sy ao amin' ny Helodranon' i Meksika (morontsiraka avaratra-andrefan' i Kobà) ary ny Ranomasimbe Atlantika (ireo nosy Lucayes ahitana an' i Bahamasy sy ireo nosy Turques-et-Caïques).
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/4/44/LocationAntilles.svg/376px-LocationAntilles.svg.png)
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/5/53/Meerenge_NASA_World_Wind_Globe_4.jpg/220px-Meerenge_NASA_World_Wind_Globe_4.jpg)