Jôsafata

(tonga teto avy amin'ny Josafata)

I Jôsafata dia mpanjakan' i Jodà nandritra ny 25 taona tamin' ny fiandohan' ny taonjato faha-9 tal. J.K. Nandimby ny mpanjaka Asa rainy teo amin' ny fitondrana izy ary ny mpanjaka Jehôrama (na Jôrama) no nandimby azy. I Azoba zanak' i Sily no reniny ary nanan-janaka lahy fito izy, dia i Jehôrama, i Azaria, i Jehiela, i Zakaria, i Azaria, i Mikaela ary i Sefatia.

Ny anarany hanova

Atao hoe יְהוֹשָׁפָט / Yehôshāphāt) izy amin' ny teny hebreo fa ᾿Ιωσαφὰτ / Iôsaphat fa amin' ny teny grika ary Iosaphat kosa amin' ny teny latina. Ny Baiboly amin' ny teny malagasy dia manoratra hoe Josafata.

Jereo koa hanova

Mpanjakan' i Jodà

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Rehôbôama (na Rôbôama) - Abiama (na Abia) - Asa - Jôsafata - Jehôrama (na Jôrama) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Atalia - Jôasy (na Jôasa) - Amazia (na Amaziasa) - Ozia (na Oziasa na Azaria na Azariasa) - Jôtama - Ahaza (na Akaza) - Hezekia (na Ezekiasa) - Manase - Amôna - Jôsia (na Jôsiasa) - Jôahaza (na Jôakaza) -Jôiakima (na Jôakima) - Jôiakina (na Jôasina na Jekônia na Jekôniasa) - Zedekia (na Sedekiasa).