I Atalia dia mpanjakavavin' i Jodà nandritra ny enin-taona teo antenantenan' ny taonjato faha-9 tal. J.K. Zanaka na zafikelin' ny mpanjakan' i Israely Ômry izy, arakaraka ny fivoasana ataon' ny mpandalina Baiboly. Nanambady an' i Jôrama mpanjakan' i Jodà izy ka lasa mpanjakavavin' i Jodà taty aoriana. Tia nanompo sampy ity mpanjakavavy ity araka ny voalaza ao amin' ny Baiboly.

Ny anarany hanova

Atao hoe עֲתַלְיָה /ʿAthalyāh izy amin' ny teny hebreo fa Γοθολία / Gotholia kosa amin' ny teny grika ary Athalia amin' ny teny latina.

Jereo koa hanova

Mpanjakan' i Jodà

Saoly - Isbôseta - Davida - Sôlômôna (na Salômôna) - Rehôbôama (na Rôbôama) - Abiama (na Abia) - Asa - Jôsafata - Jehôrama (na Jôrama) - Ahazia (na Ôkôziasa) - Atalia - Jôasy (na Jôasa) - Amazia (na Amaziasa) - Ozia (na Oziasa na Azaria na Azariasa) - Jôtama - Ahaza (na Akaza) - Hezekia (na Ezekiasa) - Manase - Amôna - Jôsia (na Jôsiasa) - Jôahaza (na Jôakaza) -Jôiakima (na Jôakima) - Jôiakina (na Jôasina na Jekônia na Jekôniasa) - Zedekia (na Sedekiasa).