Ny fiteny tovana na fiteny tovina na fiteny toviniana na fiteny tivana dia fiteny ao amin' ny fianakaviam-piteny torkika ampiasain' ny Tovàna (vahoaka) efa ho 200 000 ao amin' ny Repoblikan' i Tuva any amin' ny tapany afovoany-atsimon' i Siberia any Rosia. Miteny tovana ny vondrona kely any Môngôlia sy any Sina. Ny fiteny tovana dia nidrana teny maro avy amin' ny fiteny môngôliana sy amin' ny fiteny tibetika ary nandray singa maro avy amin' ny fiteny rosiana nandritra ireo zato taona maro lasa.

Jereo koa hanova