Fiteny tatara siberiana

Ny fiteny tatara siberiana na fiteny tataran' i Siberia dia fiteny torkika ampiasaina any Siberia Andrefana any Rosia. Misampana ho fitenim-paritra maromaro ity fiteny ity: ny fiteny baraba, ny fiteny tataran' i Tobol-Irtych ary ny fiteny tôma.

Ny fiteny tatara siberiana dia tsy tokony hafangaro amin' ny fiteny tatara sy ny fiteny tatara krimeana, izay mifandray akaiky aminy nefa ao anatin' ny sokajy samihafa samy ao amin' ny vondrom-piteny kiptsakan' ny fiteny torkika.

Jereo koa hanova