Febroary
Ny volana febroary dia volana faharoa ao amin'nytetiandro gregôriana sy joliana.
Avy amin'ny teny latina hie februarius izy io, avy eo ny Anglisy manonona azy hoe february ary lasa febroary izy amin'ny fiteny malagasy. Tamin'ny Andro Taloha izy no volana farany amin'ny tetiandro rômana, tamin'io fotoana io, nanomboka tamin'ny 15 Martsa ny kalandrie.
Jereo koaHanova
Volana |
---|
Janoary | Febroary | Martsa | Aprily | Mey | Jona | Jolay | Aogositra | Septambra | Oktobra | Novambra | Desambra |
Volana |
---|
Janoary | Febroary | Martsa | Aprily | Mey | Jona | Jolay | Aogositra | Septambra | Oktobra | Novambra | Desambra |