Janoary
Ny volana Janoary dia ny volana voalohany amin'ny kalandrie gregôriana sy joliana.
Avy amin'ny teny latina hoe Januarius, izay avy amin'ny anaran'ny andriamanitra rômana iray Janosy (Janus). Tamin'ny Andro Taloha, izy no volana faha 11 anatin'ny kalandrie rômana.
Jereo koaHanova
- Tetiandro
- Tetiandro malagasy
- Tetiandro gregoriana
- Volana ao anatin'ny taona: Janoary, Febroary, Marsa, Avrily, Mey, Jona, Jolay, Aogositra, Septambra, Ôktôbra, Nôvambra, Desambra.
Volana |
---|
Janoary | Febroary | Martsa | Aprily | Mey | Jona | Jolay | Aogositra | Septambra | Oktobra | Novambra | Desambra |