Aprily

(tonga teto avy amin'ny Avrily)

Ny volana Aprily na Avrily no volana fahefatra ao amin'ny tetiandro gregoriana sy joliana. Avy amin'ny teny letina hoe aprilis izay anaran'io volana io tao amin'ireo Romana tamin'ny Andro Taloha ny teny hoe Aprily.

Ireo zavatra nitranga tamin'ity Aprily.

TerakaHanova

MatyHanova

Jereo koaHanova