Hanokatra ny renilisitra

Ny volana Martsa na Marsa dia volana fahatelo ao amin'ny tetiandro gregoriana na joliana. Avy amin'ny teny latina hoe Martius io anarana io sady mifandray amin'ny anaran'ilay andriamanitra romana hoe Mārs.

Ireo zavatra nitranga tamin'ity Martsa.

TerakaHanova

MatyHanova

Jereo koa:Hanova