Aprily
Ny volana Aprily na Avrily no volana fahefatra ao amin'ny tetiandro gregoriana sy joliana. Avy amin'ny teny letina hoe aprilis izay anaran'io volana io tao amin'ireo Romana tamin'ny Andro Taloha ny teny hoe Aprily.
Ireo zavatra nitranga tamin'ity Aprily.
TerakaHanova
MatyHanova
- 1564 : Pierre Belon — mpahaisiansan-javaboahary, mpanoratra, Dokotera
- 1995 : Fred Cuny — injeniera