Hanokatra ny renilisitra

Ny faritra atsimon'i Afrika dia entina iantsoana ny faritra farany atsimo indrindra amin'ny kaontinanta afrikanina. Raha ara-jeografia dia i Botsoana, i Lesoto, i Namibia, i Afrika Atsimo ary i Soazilandy no tafiditra ao amin'io faritra io.