Paoly (apôstôly)

(tonga teto avy amin'ny Apostoly Paoly)

I Paoly Apôstôly, Apôstôly Paoly, Paoly avy any Tarsisy na Paoly avy any Tarsa dia apôstôlin' i Jesoa nefa tsy anisan' ireo apôstôly roa ambin' ny folo lahy. Mizaka ny zom-pirenena rômana izy sady Jiosy fariseo. Talohan' ny naha apôstôly azy dia mpanenjika ny fivavahana kristiana izy nefa niova finoana taty aoriana. Nanorina fiangonana maro izy sady nanoratra epistily maro koa, izay atao hoe epistilin' i Paoly.

Apostoly Paoly, hosodoko nataon'i Rambrandt

Απόστολος Παύλος / Apostolos Paulos ("Paoly Apostoly") no ahafantarana azy amin' ny teny grika fa Paulus Tarsensis ("Paoly ilay Tarsiana") kosa amin' ny teny latina.

Ireo epistily ataon' ny lovantsofina fa nosoratan' i PaolyHanova

Telo ambin' ny folo (13) ny isan' ireo epistily kazain'ny lovantsofina fa nosoratan' i Paoly ireo ao amin' ny Testamenta Vaovao, ao amin' ny Baiboly. Misy amin' izy ireo ny nosoratana ho ana fiangonana voatondro, misy kosa ny nosoratana ho an' olona manokana dia ireo atao hoe Epistily pastôraly. Resy lahatra ny ankamaroan' ny mpikaroka ankehitriny fa tsy isan' ny epistily nosoratan' i Paoly ny Epistily ho an' ny Hebreo. Ireto avy ireo epistilin' i Paoly ireo:

Jereo koaHanova

 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.