I Lioka, sary nataon'i James Tissot

I Lioka dia ilay olona ataon'ny lovantsofina kristiana fa nanoratra ny Evanjely mitondra ny anarany. Mpitsabo no asany. Izy koa no heverina ho nanoratra ny Asan'ny Apostoly sady namana akaikin'i Paoly Apostoly. Tsy isan'ireo Apostoly roa ambin'ny folo izy.

Jereo koa:Hanova

Ireo Evanjelista:

Ny Evanjely efatra: