Albany, New York

Albany, New York
Albany New York Compilation.jpg
Velarantany NC
Isam-ponina 97 856 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 857 592 mpo.
Ben'ny tanàna Gerald Jennings
Firenena Etazonia
Faritany New York
Faritra NC

Ny Albany dia renivohitra ny New York, any Etazonia Tamin'ny fanisana tamin'ny taona 2010, nisy olona 97 856 mahery tany, Albany no tanàna lehibe indrindra any New York, aorian'i ny New York City, Buffalo, Rochester, Yonkers sy Syracuse.


Fiavin'ilay anaranaHanova

TantaraHanova

Voaforona ilay tanàna tamin'ny volana 1614.

JeografiaHanova

DemôgrafiaHanova

toe-karenaHanova

Jereo koaHanova

Jereo koa/Lahatsoratra ilainaHanova

Rohy ivelanyHanova

 
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka New York ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.