Montgomery, Alabama

Montgomery, Alabama
-
Velarantany NC
Isam-ponina 205 764 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 374 536
Ben'ny tanàna Kevin Johnson
Firenena Etazonia
Faritany Alabama
Faritra NC

Ny Montgomery dia renivohitra ny firenena ny Alabama, any Etazonia, izy no tanàna faha roa ngeza indrindra ao Alabama, (201 498 mponina). Izy no renivohitra ny County of Montgomery.

Fantatsika ny tanàna ny Montgomery tamin'ny zavatra nataony tamin'ny Ady ho an'ny fisaràna Amerikana (1861-1865) sy ny fihetsehany tamin'ny taona 1950-1960, ho an'ny fiadina mba tsy hisy fanavakavaham-bolon-koditra, otran'ny Boycott ny tetitsipika ny Bus ny tanàna

Tantara hanova

Lasa Municipalite i Montgomery tamin'ny taona 1819, ary nahazo ny anaran'ny général Richard Montgomery, maty tamin'ny ady ho an'ny fahaleovantena amerikana.

Tamin'ny 1 Desambra 1955, anaty Bus ny tanàna, ilay mpanjaitra, Tsy nanaiky nanome ny sezany an'ny olona fotsy i Rosa Parks. Nisy Boycott ny Bus aveo nataon'i Martin Luther King sy ny Afrôamerikana niaraka aminy.

Rohy ivelany hanova