Louisiana
Ny Louisiana dia faritany mizaka-tena iray any Etazonia, ny renivohiny dia Bâton Rouge, misisina amin'ny renirano Mississipi. Ny tanàna tena ngeza indrindra any Louisiana dia New Orleans
Ny Louisiana dia ilay faritra atsimo ny Frantsa Vao hatramin'ny 1813, Tamin'io daty io, novidian'ny Amerikana ny Louisiana, ary ho an'ny Amerikana, voasokatra ny làlan'ny Andrefana (Jereo Ruée vers l'or na Gold Rush).
TantaraHanova
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
Ny Louisiana Frantsay (hatramin'ny 1812)Hanova
Ny Louisiana Frantsay dia nanana velarana be, ankehitriny misy firenena amerikana 13 no niteraka avy amin'io Louisiana io : Louisiana, Arkansas, Oklahoma, Missouri, Kansas,Illinois, Iowa, Nebraska, Wisconsin, Minnesota, North Dakota, South Dakota, Montana.
Novidian'ny Amerikana tamin'ny frantsay ny Louisiana tamin'ny 1812
JeografiaHanova
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !
DemografiaHanova
Misy zavatra tsy ampy anatin'ity fizaràna ity. Ilaina mandray anjara ianao !