Hanokatra ny renilisitra
Kansas
Flag of Kansas.svg Seal of Kansas.svg
Map of USA KS.svg

Ny Kansas (tenenina hoe /ˈkænzəs/) dia faritany mizaka tena eo anivon' etazoania. Nahazo anarana araka ny renirano Kansas mihampita azy ilay faritany. Ny renivohiny dia Topeka ary ny isam-poniny dia misy 2 802 000 eo ho eo tamin'ny 2008.

Ny endrika ara-jeografian'i Kansas dia efa-mira, toy ny faritany Dakota (Avaratra sy Atsimo), ny Colorado sy ny Nebraska.

Jereo koa/Lahatsoratra ilainaHanova