Boston, Massachusetts
Boston, Massachusetts
| |||
![]() | |||
Velarantany | NC | ||
Isam-ponina | 617 594 mpo. mponina | ||
Tanànan-dehibe | 4 522 858 mpo. | ||
Ben'ny tanàna | Richard Kaysen | ||
Firenena | Etazonia | ||
Faritany | Massachusetts | ||
Faritra | NC |
Boston dia renivohitra ary tanàna be ny firenena ny Massachussets, any Avaratra antsinanan'ny Etazonia, toeram-be ara-ekonomia sy ara-koltoraly ny Angletera Vao izy. Ilay faribohita, entin'i ben'ny tanàna Thomas Menino, dia mikaonty mponina 589.141 tamin'ny taona 2000, kanefa misy olona 5,8 tapitrisa miaina manodidon'ny tanàna.
Fantatra Boston amin'ny fahatsarana ara-koltoraly misy amin'ny oniversite any maro, ny trano famakiam-boky sy ny festivaly-ny. Voaforon'ny Anglisy tamin'ny taona 1630 nandositra ny fanenjeana azy any Angletera.
TantaraHanova
Taonjato faha 17Hanova
Voaforon'ny Anglisy ny tanàn' i Boston tamin'ny taona 1630. Dimy taona taty aoriana, voaforona koa ny Boston Latin School ; Herintaona avy eo, voaforona ny Harvard
Taonjato faha 18Hanova
Nisy ny gazety Boston News-letter. tamin'ny taona 1704.
Taonjato faha 19Hanova
Taonjato faha 20Hanova
Taonjato faha 21Hanova
Jereo koaHanova
Rohy ivelanyHanova
- ((en)) - www.cityofboston.gov Sehatra ofisialy