Atlanta, Georgia

Ny Atlanta dia renivohitra ny Georgia, firenena any Etazonia ; izy no tanànta ngeza indrindra any Georgia (5,13 tapitrisa) (jolay 2006).

Saina ny Atlanta
Atlanta, Panorama bei Nacht.jpg

Atlanta no tanàna manana fiitatry ny tanàna ngeza indrindra any Etazonia.

Atlanta no tanàna lehibe indrindra any Georgia, aorian'i ny Augusta, Columbus, Savannah, Athens sy Macon.

Jereo koaHanova