Sacramento, Kalifornia

(tonga teto avy amin'ny Sacramento, California)
Sacramento, Kalifornia
-
Velarantany NC
Isam-ponina 466 488 mpo. mponina
Tanànan-dehibe 2 500 000
Ben'ny tanàna Darrell Steinberg
Firenena Etazonia
Faritany California
Faritra NC

Ny Sacramento dia renivohitra ny California, any Etazonia.

Voaforona ilay tanàna tamin'ny volana Desambra 1848, i John Sutter no namorona azy, nivelatra ilay tanàna tamin'ny Gold Rush tamin'ny taonjato faha 19, Lasa foibe fitatitra ny fivarotana ny Sacramento.

Sacramento no tanàna lehibe indrindra any California, aorian'i ny Los Angeles, San Diego, San Jose, San Francisco, Fresno, Long Beach, Oakland, sy Anaheim.

Androany, mbola mitohy mivelatra ilay tanàna ary misy 2.187.694 mponina no miaina any. Ny olona mipetraka any sacramento manomeha azy anarana, Sacto na Sac araka ny olona any. Ny solonanarany koa dia River City na Sacratomato.

Jereo koa hanova

Rohy ivelany hanova