Fiteny kitoba
(tonga teto avy amin'ny Fiteny kikôngô-ia-leta)
Ny fiteny kitoba na fiteny kikôngô dia fiteny banto tenenin' ny 50,35 %n' ny mponina ao amin' ny Repoblikan' i Kôngô, eo anelanelan' i Brazzaville sy i Pointe-Noire, ary tenenin' ny olona miisa 4 tapitrisa ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô koa.
Jereo koa
hanovaFiteny be mpampiasa ao Afrika
hanovaIreto ireo fiteny be mpampiasa ao Afrika: ny fiteny afrikansa, agny, amharika, anglisy, arabo, bambara, baole, berbera, bete, diola, fanga, fola (na fiteny peola), frantsay, haosa, iôroba, kitoba, lingala, malagasy, môre, pôrtogey, soahily, sômaly, sôninke, soso, tigrinia, vôlôfo ary zolo.