Ny farihy Malawi dia iray amin' ireo atao hoe Farihy Lehibe ao Afrika Atsinanana, izay nantsoina hoe farihy Nyasa na Nyassa na Niassa tany aloha. Ny morony dia zarain' ny firenena telo: i Malaoy (Malawi) sy i Môzambika ary i Tanzania. Miovaova ny mari-panan' ilay farihy vokatry ny tsingerin' ny fizaran-taona ao amin' ny latitude izay somary atsimo kokoa noho ny an' ny farihy Tanganyika sy ny farihy Victoria.

Farihy Malawi na Farihy Niassa

Jereo koa hanova

Farihy anisan' ny Farihy Lehibe aty Afrika: