Wikipedia:Fandraisana/kianjam-pasika
Tonga soa eto amin'ity wikipedia ity ianao... tetikasa iray lehibe iarahantsika manamboatra ny rakipahalalàna (encyclopédie) malagasy amin'ny internet. Raha tianao dia azonao atao ny misoratra ho mpikambana. Mba hahazoantsika sary an-tsaina hoe ahoana ny momba ny wikipedia dia azontsika jerena ny amin'ny teny frantsay sy amin'ny teny anglisy. Raha misy fanontaniana na sosokevitra dia mandehana eto na eto. Amin'izao fotoana izao dia misy Takelaka 98 546? voaangona ato... Mpikambana 34 537 no nanoratra anarana ato ankehitriny ... dia miandry anao hanatevin-daharana. Afaka jerena koa ny wikipedia amin'ny finday (miteny anglisy) |
Inona no maika indrindra ?
|
Ireo takelaka 5 farany vita
23 Desambra 2024
- 01:5823 Desambra 2024 à 01:58 Joseph Briant (tant. | hanova) [6 950 oktety] Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Pretra katôlika frantsay izay nipetraka teto Madagasikara, naminavina momba ny onjam-pifindra-monina jiosy teto Madagasikara) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso
- 00:4323 Desambra 2024 à 00:43 Nieuw Nickerie (tant. | hanova) [514 oktety] 41.213.235.225 (dinika) (Pejy noforonina tamin'ny « {{coord|05|56|N|56|28|W}} {{infobox tanàna |anarana = Nieuw Nieckerie |velarantany =427.3 |distrika = Nickerie |isam-ponina = 12 818 |firenena = {{Sorinama}} |ben'ny tanàna = |sary =EBG Kerk en Pastorie Nickerie.jpg }} thumb|left|Nickerie '''Nieuw Nickerie''' dia tanàna ao amin'ny Sorinama eo amin’ny sisin-tany amin’i Goiana. Renirano: Nickerie (renirano) == Tsiahy == <references/> ... »)
22 Desambra 2024
- 14:5322 Desambra 2024 à 14:53 Foko valo ambin' ny folo (tant. | hanova) [3 804 oktety] Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Isan' ny foko malagasy noforonin' ny mpanjana-tany frantsay) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso noforonina tamin'ilay lohateny "Foko valo ambin' ny foko"
- 13:0122 Desambra 2024 à 13:01 Pôlitikan' ny firazanana teto Madagasikara (tant. | hanova) [8 173 oktety] Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Pôlitika fampisaraham-bazana ny Malagasy sy fanjakazakana aorina amin' ny firazanana sy ny foko) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso
- 10:4122 Desambra 2024 à 10:41 Ady anaty akata (tant. | hanova) [2 770 oktety] Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara) (Karazana ady mitam-piadiana tsy ara-dalàna ataon' ny vondrona kely, matetika sivily na tafika tsy ara-dalàna.) Marika: Hanova araka ny hitan'ny maso noforonina tamin'ilay lohateny "Mpiady anaty akata"
Manana ny tohan'ny Wikimedia Foundation ireo volavola :
|