Wikipedia:Miaraha miasa

Ny tetikasa Miaraha miasa dia tetikasa natao mba hanatsara ny endriky ny lahatsoratra eto amin'ny wikipedia malagasy. Miova isan-taona ny tetikasa eto amin'ny miaraha-miasa', fa afaka ovaina matetika ny tetikasa rehefa manomboka mivoatra ny wikipedia malagasy. Ny mpikambana na ny mpitsidika no misafidy ny asa tokony hatao eto amin'ny wikipedia malagasy. Fa rehefa mihoatra ny iray ny asa tian'ny mpitsidika/mpikambana hatao, dia misafidy ny tetikasa tiany hiasana ry zareo ireo. Ny mpikambana voamarina ihany no afaka manova ny renipejin'ny miaraha-miasa.