Ny Sakà na Saka dia vahoaka indô-eorôpeana mpiady mitaingin-tsoavaly miteny iraniana, tamin' ny Andro Taloha tany Azia Afovoany, tany amin' ny Fatrana Eoraziana, mpiandry ondry mpifindrafindra monina, mpikarama an' ady, mpivarotra ary indraindray mpivahiny mitondra biby mpitatitra mitandahatra na mpandroba teny amin' ny Lalan' ny Landy izay nampifandray an' i Eorôpa Atsinanana amin' ny Tontolo Sinoa. Sampana atsinanana amin' ny vahoaka skitiana, izay voatonona matetika ao amin' ny loharano persiana amin' ny teny hoe saka, izy ireo. Ny Skitiana dia vondrona Indô-eorôpeana lehibe tany amin' ny farira afovoanu any Eorazia.

Mpiady mitafy volamena

Jereo koa hanova