Masageteana (vahoaka)

Ny Masageteana na Masageta dia vahoaka mpitaingin-tsoavaly mpifindrafindra monina tamin' ny Andro Taloha, miteny indô-eorôpeana skitiana nonina tany amin' ny Fatrana Eoraziana ao amin' ny faritra manomboka amin' ny Ranomasina Aral sy ny Ranomasina Kaspiana (any ankotran' i Araxes, hoy i Herôdôtôsy ) hatrany amin' ny sisin-tanin' ny Empira Persiana Akemenida, ary tao amin' ny empmiran' i Aleksandra Lehibe. Mifandray amin' ny Skitiana angamba izy ireo, ka nafangaron' ny mpanoratra fahiny sasany.

Sarintany araka an' i Herôdôtôsy, ahitana ny faritra nonenan' ny Masageteana ao atsinanan' ny Ranomasina Kaspiana.

Jereo koa hanova