Eurasia (orthographic projection).svg

I Eorazia dia ny fikambanan'i Azia sy i Eorôpa raha heverina fa mamorona kontinenta iray fa tsy roa misaraka. Izany kontinenta goavana izany dia manana velarana mahatratra 54 tapitrisa km2 (manakaiky ny ampahafolon'ny veleran'ny Tany, tany maina sy ranomasina mitambatra) eo anelanelan'ny Ranomasimbe Atlantika ao andrefana sy ny Ranomasimbe Pasifika ao atsinanana.

Jereo koaHanova