Morontsiraka

Ny morontsiraka dia tany mifanila amin' ny faritry ny ranomasina na faritry ny ranomasimbe, ny moron-dranomasina ny mampifandray ny morontsiraka sy ny tany iray. Ny famerana ny sakan' ny morontsiraka iray mankany anaty tany dia miankina amin' ny lalàm-panjakana mifehy azy na amin' ny fahefana ara-tsiansa, noho ny antony ara-pôlitika na ara-piarahamonina na ara-toekarena.

Morontsiraky ny nosy alemànan' i Föhr ai amin' ny Ranomasina Avaratra.

Jereo koaModifier