Faritanin' i Mahajanga
Ny Faritanin' i Mahajanga dia faritany eto Madagasikara. Tsy vondrom-paritra itsinjaram-pahefana ny faritany taorian' ny fanavaozana ny Lalàmpanorenana tamin' ny Avrily 2007 izay nametraka ny faritra nefa naverina ny maha vondrom-paritra itsinjaram-pahefana azy tamin' ny Lalàmpanorenan' ny taona 2010 na dia tsy voahaja aza izany.
Ireto avy ny tanàna lehibe ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga: Ambatoboeny, Ambatomainty, Analalava, Antsalova, Antsohihy, Bealanana, Befandriana-Avaratra, Besalampy, Boriziny, Kandreho, Maevatanana, Mahajanga I, Mahajanga II, Maintirano, Mampikony, Mandritsara, Marovoay, Mitsinjo, Morafenobe, Soalala, Tsaratanana
Faritra sy distrika ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga
hanovaIreto ny faritra ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga:
Distrika ao amin' ny Faritra Boeny
hanovaMisy distrika enina ny faritra Boeny:
- Distrikan' Ambato-Boeny
- Distrikan' i Mahajanga I
- Distrikan' i Mahajanga II
- Distrikan' i Marovoay
- Distrikan' i Mitsinjo
- Distrikan' i Soalala
Distrika ao amin' ny Faritra Betsiboka
hanovaIreto ny distrika ao amin' ny Faritra Betsiboka:
Distrika ao amin' ny Faritra Melaky
hanovaMizara ho distrika dimy ny faritry Melaky ary i Maintirano no renivohitry ny faritra.
- Distrikan' Ambatomainty
- Distrikan' Antsalova
- Distrikan' i Besalampy
- Distrikan' i Maintirano
- Distrikan' i Morafenobe
Distrika ao amin' ny Faritra Sofia
hanovaMitsinjara toy izao manaraka izao ny disitrika sy ny kaominina ao amin' ny faritra Sofia:
Jereo koa
hanovaRohy ivelany
hanovaLahatsoratra samihafa
- "Lois annotées sur la décentralisation", fes.de
- Madagascar: Profil des marchés pour les évaluations d’urgence de la sécurité alimentaire [1] Archived Septambra 26, 2007 at the Wayback Machine
Didy aman-dalàna
- "Loi n°2014-020 du 27 septembre 2014 Relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Desambra 11, 2022 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi organique n° 2014-018 du 12 septembre 2014 régissant les compétences, les modalités d’organisation et de fonctionnement des Collectivités territoriales décentralisées, ainsi que celles de la gestion de leurs propres affaires Archived Jiona 30, 2023 at the Wayback Machine.", dgfag.mg
- "Loi n°2015-002 complétant l’annexe n°01 de la loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014 relative aux ressources des Collectivités territoriales décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes Archived Novambra 11, 2021 at the Wayback Machine.", ceni-madagascar.mg
- "Loi n° 2021-012 modifiant l’annexe n° 01 de la Loi n° 2014-020 du 27 septembre 2014, modifiée et complétée par la Loi n° 2018-011 du 11 juillet 2018, relative aux ressources des Collectivités Territoriales Décentralisées, aux modalités d’élections, ainsi qu’à l’organisation, au fonctionnement et aux attributions de leurs organes" (pdf), assemblee-nationale.mg