Distrikan' i Mandritsara
(tonga teto avy amin'ny Distrikan'i Mandritsara)
Distrikan'i Mandritsara | ||
Velarantany | 10 512 km2 | |
Isam-ponina | 204 503 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Madagasikara | |
Faritany | Mahajanga | |
Faritra | Sofia |
Ny Distrikan' i Mandritsara dia distrika ao amin' ny Faritra Sofia ao amin' ny tapany avaratra-atsinanan' i Madagasikara, ao amin' ny Faritanin' i Mahajanga.
Kaominina
hanovaKaominina: 22
Jereo koa
hanovaIreo distrika ao amin' ny Faritra Sofia:
- Distrikan' Analalava
- Distrikan' Antsohihy
- Distrikan' i Bealanana
- Distrikan' i Befandriana Avaratra
- Distrikan' i Boriziny
- Distrikan' i Mampikony
- Distrikan' i Mandritsara
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Distrikan' i Mandritsara |