Lobito
12°22′00″S 13°32′00″E / 12.36667°S 13.53333°E
Lobito | ||
Velarantany | 3 648 km2 | |
Isam-ponina | 436,467 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Angola | |
Faritany | Benguela (faritany) | |
Faritra | NC |
Lobito, dia tanàna ao amin'ny faritra andrefan'i Angola, any amin’ny faritanin’i Benguela (faritany) . Lobito dia iray amin'ireo tanàna be mponina indrindra ao Angola izay misy mponina 436.467 ao an-tanàna ary 561.775 ao amin'ny kaominina.
Fotodrafitrasa
hanovaNy lalamby Benguela dia manomboka ao amin'ny seranan-tsambon'i Lobito, mampifandray ny seranan-tsambo amin'i Huambo miaraka amin'ny faritany varahina Katanga ary koa amin'ny lalamby any Zambia, Tanzania, Zimbaboe, Mozambika ary Afrika Atsimo.
Fanatanjahantena
hanovaAC Lobito, naorina tamin'ny 1970
Tanàna any Angola
hanovaCuíto - Benguela - Huambo - Luanda (Renivohitra) - Lobito - Lubango - Moçâmedes - Sumbe - Uíge
Faritany any Angola
hanova- Bengo, Benguela, Bié, Cabinda, Cuando Cubango, Cuanza Norte, Cuanza Sul, Cunene, Huambo, Huíla, Luanda, Lunda Norte, Lunda Sul, Malanje, Moxico, Namibe, Uíge, Zaire
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Lobito |