Cunene (faritany)
16°55′S 15°39′E / 16.917°S 15.650°E
Cunene (faritany) | ||
Velarantany | 87,342 km2 | |
Isam-ponina | 990,087 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Angola | |
Faritany | Cunene (faritany) | |
Faritra | NC |
I Cunene dia faritany ao Atsimon'i Angola izay eo amin'ny sisin-tanin'i Namibia. Misy mponina 990.083 ary Ondjiva no renivohiny.
Ny Reniranon’i Cunene (renirano) no anaran’izy io, izay manamorona ny sisin-tanin’i Angola sy Namibia.
Kaominina
hanovaTanàna any Angola
hanovaLuanda (Renivohitra) - Lubango - Benguela - Huambo - Sumbe - Moçâmedes -Cuíto - Uíge
Faritany any Angola
hanova- Bengo, Benguela, Bié, Cabinda, Cuando Cubango, Cuanza Norte, Cuanza Sul, Cunene, Huambo, Huíla, Luanda, Lunda Norte, Lunda Sul, Malanje, Moxico, Namibe, Uíge, Zaire
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Cunene Province |