51°20′N 12°22′E / 51.333°N 12.367°E / 51.333; 12.367

Leipzig
Velarantany NC
Isan'ny mponina 605 407
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna Burkhard Jung
Firenena  Alemaina
Fanjakana Sachsen
Faritany NC
Tanàna mifanolo-bodirindrina Leipzig

I Leipzig (vakio hoe "laipsik" na "laipsish") dia tanàna-boriborintany any Alemaina, ao avaratra-andrefan' ny Landan' i  Sachsen (frantsay: Saxe). Misy mponina miisa 605 407 izy. Izy no tanàna be mponina indrindra any Alemaina Atsinanana aorian' i Berlin, sady tanàna fahafolo ao amin' ity firenena ity.

Baolina kitra

hanova

Jereo koa

hanova

Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera: