I Altenburg dia tanàna ao amin' ny tapany atsinanana amin' ny Landan' i Thüringen (frantsay: Thuringe), any Alemaina, misy mponina miisa 33 000, ao atsimon' i Leipzig. Renivohitry ny boriborintanin' i Altenburg (frantsay: Pays-d'Altenbourg) ity tanàna ity sady ao amin' ny Metropolregion Sachsendreieck.

Ny tanànan' i Altenburg

Jereo koa hanova

Tanàna any Alemaina sy Eorôpa Atsinanana manan-tantara tamin' ny andron' i Martin Lotera: