Jiosin' i Elefantina

(tonga teto avy amin'ny Jiosin'i Elefantina)

Ny Jiosin' i Elefantina na Jodin' i Elefantina dia vahoaka jiosy na jody tany Egipta tamin' ny vanimpotoan' ny Persiana Akemenida (taonjato faha-5 tal. J.K.) izay nonina teo amin' ny nosy Elefantina izay nantsoina hoe Yeb tamin' izany fotoana izany. Ny nosy Elefantina dia nosin' i Egipta eo afovoan' ny renirano Nily manoloana ny tanànan' i Assouan izay ikambanany. Ireo Jiosy tao Elefantina ireo dia nanaraka ny jodaisma nefa nanana ny nampiavaka azy manokana.

Jereo koa hanova

Antoko sy firehana matanjaka tao amin' ny jodaisma hanova

Antoko sy firehana hafa tao amin' ny jodaisma hanova